Entry | sarindokotra | |
Elementary words | sary ; dokotra | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Safiotra avy amin' ny fikambanan' ny ganagana sy ny dokotra; ilazana ny zanaky ny dokotra sy ny ganagana; anambarana koa ny zanaky ny olona roa samy hafa firenena (safiotra) Vorona zanaky ny dokotra sy ny ganagana; vaventy ary tsara hena ny sarindokotra [1.1] | |
Explanations in French | Canard provenant du canard ordinaire et [...] [full text in 1.54] | |
Examples | ary hoy ny sasany : sarindokotra;
[2.59] | |
Vocabulary | Zoology: birds ~ Economy: breeding, farming | |
Updated on 2023/06/07 |