Entry | saridinina | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [fr. sardine] Karazan-trondro madinika fahita amin' ny ranomasin' i Mediteranea, izay mivelona manao andiany miara-dia maro be. (Tehirizina amin' ny diloilo anaty boaty vifotsy ny sardinina ka tonga laoka matsiro fatratra) [1.1] | |
Vocabulary | Zoology: fishes ~ Economy: food | |
Origin | French: sardine. | |
Updated on 2020/07/31 |