|
|
|
|

Entry1  sangongo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Trafo amin'olona [Bezanozano] [1.78]
4  trafo [Sihanaka] [1.78]
5  Fitangoronana maro be (toy ny zanak' akoho na ny ankizy manodidina an-dreniny, na ny andiantantely), vangongo
6  Antontan-javatra
7  Ireo kitro fahita amin' ny soroky ny mpilanja filanjana [1.1]
Explanations in French  8  réunion d’un grand nombre, comme des poussins, des enfants auprès de leur mère, groupe de fourmis, essaim d'abeilles, monceau d’objets, durillon qui se iorme sur les épaules des porteurs. [1.3#576]
Examples  9  Ny sangongo dia trafo eo amin' ny olona iray, ahalalana azy fa tsanganan-javatra ka hanajana azy. [2.245#]
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
Synonyms  14  tangongo#mg.n, vangongo#mg.n

Updated on 2023/02/19