|
|
|
|

Entry1  samonina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Monomonona na ngonongonona noho ny hasosorana na hatezerana
4  Ny firimorimon' ny fihodinan' ny milina
5  Ny feo heno amin' ny fanidinan' ny tantely [1.1]
Vocabulary  6  Sound
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Names :
9  Adjectives :

Anagrams  10  manosina, samonina

Updated on 2020/07/31