|
|
|
|

Entry (1/2)1  salovana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fankanesana eo anoloan' ny hafa ka manembantsembana azy
4  Fitenenana avy hatrany alohan' ny hafa ka tsy ahazoan' izato milaza ny heviny
5  Ny eo anoloana amin' ny tarehy: Salovan-tava. [1.1]
Explanations in English  6  the front [1.7]
Explanations in French  7  le devant, le front [1.8]
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/2)14  salovana
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  lamba nakambana ny tondrony roa ka itsofohan'ny vehivavy [Sihanaka] [1.78]
17  (salovaña) fitafiana fitondran'ny vehivavy any amorontsiraka antsinanana any izay mivitrana ny lanin roa, fitafiana fitondrany na adavan'andro aza [Tanala] [1.78]
18  Lamba atao arondoto eo anoloana [1.1]
Synonyms  19  salova

Updated on 2023/10/08