|
|
|
|

Entry1  salanisa
Elementary words  2  sala, isa
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Isa tokony ho an' ny olona na zavatra tsirairay raha, ohatra, ka zaraina amin' ny isan' izy ireo ny fitambaran' ny isa azony: Misy fianakaviana 8; mitontaly 60 ny isan' ny zanany: ny salanisan' ny zanak' izy ireo àry dia 7,5 (60:8) [1.1]
Explanations in French  5  moyenne des nombres [1.13]
Vocabulary  6  Mathematics: arithmetic

Updated on 2023/10/02