Entry | 1 salaka halo |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] salaka ahodidina fotsiny manodidina ny valahana fa tsy asadika eo an' elakela-pe |
Explanations in English |
4 [1.2] A cloth worn round the loins having one end hanging down loosely in front. |
Elementary words | 5 salaka, halo |
Synonyms | 6 halosalaka |
Anagrams | 7 halosalaka, salaka halo |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |