Entry | 1 sakorololo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
bibilandy manenika ny ravinkazo amin'ny lohantaona, fanday: Be sakorololo ny kafe fa atofay tsara ( betsaka fanday ny kafe fa tandremo ) |
Vocabulary |
4 Zoology: invertebrates |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |