Entry | 1 sakoivy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Toetra voalohany ananan' ny voangory raha vao foy izy, alohan' ny hiofoany ho monany: biby lavalava kely fotsifotsy mora mikarainkona. (Misy karazany telo ny sakivy: a) ny kely madinika izay miofo ho voangorimbaratra; b) ny salasalany, miofo ho voangorifotsitapaka; d) ny makadiry miofo ho voangoribe. -- Rehefa mby lehibebe an-katoky ny hiofo ho monany ny sakivy, dia omena ny anarana hoe Rangahy) [1.1] |
Vocabulary |
4 Zoology: invertebrates |
Synonyms | 5 sakivy |
Proverbs | 6 Proverbs containing the word sakoivy |
Updated on 2020/07/31 |