|
|
|
|

Entry1  sakeli-mihoa-joro
Elementary words  2  sakelika, mihoatra, zoro
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza izay rehetra mihoatra ny tsy tokony hihoarany (ny zoro amin' ny trano kotona dia ny hazo atao amin' ny zoron-trano efatra, ka raha ny rindrina indray no mihoatra ireo zoro ireo dia hafahafa) [1.1]
Explanations in French  5  (de hoatra : action de dépasser, de franchir, et zoro : l'angle, la coupe après une taille) rejets, drageons servant à reproduire une plante [1.196]
Vocabulary  6  Botany
7  Economy: agriculture
Proverbs  8  Proverbs containing the word sakeli-mihoa-joro

Updated on 2024/08/13