|
|
|
|

Entry (1/3)1  sakany
Part of speech  2  noun sakana and pronoun
Vocabulary  3  Space
Explanations in Malagasy  4  Habe mifanohitra amin' ny lavany: Ohatrinona no haben' ity efitrano ity? Fito metatra ny lavany ary dimy metatra ny sakany 5  Habe salasalany, antonintoniny [1.1]
Explanations in English  6  the width [1.7]
Explanations in French  7  largeur [1.8]
Examples  8  Efa tonta ihany ilay varavarana ka takela-kazo sahabo ho iray zehy sakany sy roa halavany no azo nakisaka hijereny ny ati-trano. [2.470]
Compound words 

Entry (2/3)11  sakany (sakana)
Part of speech  12  adjective
Vocabulary  13  Space
Explanations in Malagasy  14  Lehibe, vantotra, tsy mbola tena lehibe nefa tsy kely intsony koa: Sakan-jaza, sakan' ombivavy 15  Salasalany, atriatry: Sakan-karona. [1.1]

Anagrams  16  sakany, sanaky, sañaky

Updated on 2023/10/02