|
|
|
|

Entry (1/2)1  sakaiza manody
Elementary words  2  sakaiza, manody
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza olona nitokiana izay manao ratsy ny tena any amin' ny takona; sakaiza nitokisana nefa namadika [1.1]
Explanations in French  5  faux ami, traître, homme perfide [1.196]
Examples  6  sakaiza manody ny Anglisy, hoy ny resany re tetsy sy teroa. [2.472]
Proverbs  7  Proverbs containing the word sakaiza manody

Entry (2/2)8  sakaizamanody
Part of speech  9  noun
Explanations in French  10  Plante non déterminée employée dans les exorcismes, pour prévenir le tody. [1.196]
Vocabulary  11  Botany
12  Religions, Beliefs

Anagrams  13  sakaiza manody, sakaizamanody, sakaiza manody, sakaizamanody

Updated on 2023/04/16