Entry |
sahady
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza fotoana tsy ela, fa haingana tsy tahaka ny nanampoizana azy: Vao volana septambra izao; nefa toa tonga sahady ity ny orana [1.1]
|
Explanations in English | Already; cf. rahateo
[1.7]
|
Explanations in French | Déjà; cf. rahateo
[1.8]
|
Examples |
1 | Ny fiainako ho avy sahady no toa diaviko, ka mankararirary ny aiko
[2.470]
|
2 | Izaho koa izany mba efa te-haita sahady an'i Bola fofombadiko, hoy izy
[2.471]
|
3 | Sahala amin'ny tena efa hiady tokoa sahady ireo tovolahy nantsoina
[2.472]
|
|
Derivatives |
Compound words |
|
|