|
|
|
|

Entry (1/2)1  sahabo
Part of speech  2  adverb
Explanations in Malagasy  3  Teny enti-milaza habe na isa, na refy, na halavirana, na lanjan-javatra, tsy tena marina fa eo ho eo fotsiny: Sahabo ho valo kilaometatra avy eto no misy ny tanànanay [1.1]
Explanations in English  4  about, approximately; cf. tokony; sahabo ho fito (about seven) [1.7]
Explanations in French  5  à peu près, environ ; sahabo ho fito (environ sept) [1.8]
Examples  6  Foto-paiso ringidringitra no mijoro toa mpiambina sahabo ho indroa mandingana miala amin'ny lalana [2.470]
Derivatives 
7  Active verbs :
Analogs  8  Tokony, tokotokony ho
Tables and plates  9  All the adverbs

Entry (2/2)10  sahabo
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  anton-dia, kabary [Sihanaka] [1.78]

Anagrams  13  hasabo, saboha, sahabo

Updated on 2022/05/02