Entry | 1 safoina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza ny zavatra ampandalovana moramora ny tanana: Safoiny ny saokany isaky ny hiteny izy Orina: Nosafoiny tamin' ny menaka ilay tongotro narary dia sitrana Jerena ny fandehany na ny toetrany: Nosafoin' ny polisy ny tokotaninay aninaraina |
Root | 4 safo |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word safoina |
Anagrams | 10 afosany, anofisa, asafony, fisaona, fosaina, ifosana, isafoan, nisafoa, ofasaƱy, safinao, safoina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |