Entry | 1 rozatina |
Root | 2 rozatra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Roridroritina, sintontsintonina: Mafy ny mahazo an' itsy vehivavy itsy fa rozatin-janany foana ny nonony 5 Averimberina lazaina tsisy farany mba hamelezana olona [1.1] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |