Entry | 1 rotsaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fampidirana na fandrarahana rano na voa madinika na vovo-javatra ho eo amin' ny toerana ambany tiana hamindrana azy 4 Fidirana ho eo an-tsehatra handray adidy na hianatra na hilalao [1.1] |
Explanations in English |
5 the act of pouring or falling from above [1.7] |
Explanations in French |
6 action de verser de haut en bas, de descendre, de dégringoler, de glisser sur une pente; de présenter ou de se présenter pour un travail, pour un métier [1.3#550] 7 action d'être versé ou de tomber d'en haut [1.8] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 14 koartsa, kosatra, rotsaka, satroka, sokatra, trosaka, tsoraka |
Updated on 2022/12/13 |