|
|
|
|

Entry (1/2)1  rotaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fanehoana tsy fahafaliana ataon' olona maro, izay mamakivaky arabe ka manimba izay rehetra sendra azy
4  Tabataba; fikotankotana; fikorontanana, fikomiana [1.1]
Derivatives 
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
Synonyms  8  kotaka, kotakotaka

Entry (2/2)9  rotaka
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  Ilazana ny kibo be, toy ny kibon' ny bevohoka na ny an' ny olona matavy [1.1]
Explanations in French  12  gros ventre [1.3]
Vocabulary  13  Health
Synonyms  14  rotarota
Other spellings  15  ritaka

Anagrams  16  akotra, atroka, katrao, katroa, okatra, rotaka, takaro, taroka, toraka, traoka, troaka

Updated on 2020/07/31