Entry | 1 rosarosa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Anisan' ny randrana fihaingoana fatratra nahameva ny tovovavy fahizay: randramadinika milahadahatra manodidina izy io ka mivona ny tendrony. (Ny miaramilan-dRadama I koa, hono, nanao rosarosa ka io no nahatonga ny fitenenana hoe "fony nanao rosarosa", mba hilazana hoe "fony nanao volo lava ny miaramila") |
Vocabulary |
4 Hairstyles |
Derivatives |
|
Updated on 2025/01/21 |
![]() |