Entry | 1 romborombo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Rambondrambony na kitsambony amin' ny zavatra tsy voafarana tsara; ambiny mitaritarika na mitarozadrozaka amin' ny taratasy tsy voadidy tsara: Makà hety hanapahana ny romborombony amin' ity lamba ity [1.1] 4 rambodrambony na tsikambony amin'ny zavatra tsy voafarana tsara [1.13] |
Explanations in French |
5 bavure [1.13] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word romborombo |
Updated on 2020/07/31 |