Entry (1/2) | 1 rojo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 firavaka iambozonana [Sihanaka]
[1.78] 4 Masom-by na varahina na volafotsy na volamena mitohitohy ka zary fehy, hitanana mpangalatra na hiambozonan-javatra na hatao haingo: Tapaka ny rojom-pamantaranandroko ~ Rojo vy ~ Rojo vola [1.1] |
Explanations in English |
5 a chain [1.7] |
Explanations in French |
6 chaîne [1.8] |
Examples |
7 rojo volamena saro-bidy iny. [2.499] 8 Hoy izy sady nanaisotra ny rojo volamena niambozonany. [2.471] |
Compound words |
|
Article |
10 Randzavola: rojo ao amin' ny Baiboly (=> ravaka) |
Entry (2/2) | 11 rojo |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 Karazam-bary lava madio ny voany: Vary rojo fotsy ~ Vary rojo mena [1.1] |
Explanations in French |
14 (toute l'île). Nom des variétés de riz, Oryza sativa L. (Poaceae) à grain gros et court, à glume pourvue d'une forte arête. On distingue le rojo fotsy à périsperme blanc ; et le rojo mena, à périsperme rouge. [1.196] |
Vocabulary |
15 Botany |
Compound words |
|
Scientific name |
|
Anagrams | 18 -joro, joro, rojo |
Updated on 2023/06/18 |