|
|
|
|

Entry1  rohontany
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomban-tany na fomba irohonan' ny be sy ny maro ka mahatarika izay miara-mitoetra aminy hanaraka izany. (Ohatra: olona zatra ny madio any an-tanàn-dehibe, nefa nony tonga monina any an-tsaha lasa tsy mahavatena manaraka ny rohon-tany)

Anagrams  4  hirontona, hontorina, horantoin, hotoranin, hotronina, nihotroan, nirohotan, nitorohan, notoharin, notrohina, rohontany

Updated on 2025/01/21