|
|
|
|

Entry1  rodorodo
Root  2  rodo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Feo heno avy amin' ny famindran' olona na andiam-biby maro miaraka, na avy amin' ny firimorimon-javatra mandeha haingana
5  Hamaikana, hadodonana [1.1]
Examples  6  Nohenoiko ny fanakaikezan' ny rodorodo. [2.4]
Vocabulary  7  Sound
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
Analogs  13  Rotoroto, korododo, korobobo, heninkenina

Anagrams  14  dorodoro, rodorodo

Updated on 2020/07/31