|
|
|
|

Entry1  resa-be
Elementary words  2  resaka, be
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  teny maro ifanaovan' ny olona vitsivitsy ary feno fikasana tsy azo tanterahina [1.1]
Examples  5  ary endre izany resabe sy korana teny an-dàlana! [2.357#]
6  Mandre aho, Rivo, hoy izy, fa misy resabe mandeha hitaky ny fahaleovantena. [2.529#]

Updated on 2023/06/17