Entry | 1 renty |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ravaka na haingo manaitra mamirapiratra: Be renty loatra ity trano ity ka tsy tiako indray 4 Teny marevaka feno sarin-teny sy angolam-pitenenana: Be renty izany raha lahateny 5 Haingonkaingony, angolankira: Hira feno renty [1.1] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Updated on 2020/07/31 |