Entry | relijiozy | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Lehilahy na vehivavy manokan-tena ho an' Andriamanitra, ao anatin' ny Fikambanana iray, mba hanasoa namana, hampianatra... ka manao voady telo: manokan-tena tsy hanambady mandra-pahafaty, tsy mitana vola manokana ho an' ny tena ary manaiky ny lehibe (Fiv. kat) [1.1] | |
Vocabulary | Religions, Beliefs | |
Origin | French: religieux. | |
Updated on 2020/07/31 |