Entry | rejisitra | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Boky fitanana anarana [1.1] | |
Examples | Izay lany dia nitondra ny karany eo amin' ny latabatra anankiray izay nisy naka ny anarany sy ny fonenany ary nitana izany tamin' ny rejisitra teo anoloany.
[2.472] | |
Origin | French: registre. | |
Updated on 2020/07/31 |