|
|
|
|

Entry1  rediredy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Teniteny be tsy misy heviny; fimenomenonana tsy misy fiatoana: Ny an-dRangahy io koa, rediredy foana; aiza ka hamidiko aminy masonkarena, hono, ity zavatra nanahirana ahy izaitsizy ity [1.1]
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
8  Adjectives :
Proverbs  9  Proverbs containing the word rediredy

Updated on 2020/07/31