|
|
|
|

Entry1  raviravezana
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza izay asiana zavatra mikirazorazo eo amboniny: Noraviravezana sabatra ny lohany ka tsy nahita tory izy na dia indray mipy maso aza
Enti-milaza ny olona tiana hotaomina, amin' ny fampisehoana vola aminy
Root  4  raviravy
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Updated on 2024/12/11