|
|
|
|

Entry1  rava
Part of speech  2  participle
Explanations in Malagasy  3  Simba tanteraka, potika: Ravan' ny rivo-doza ny tranony ka tsy nahita hialofana izy ~ Vao telo taona monja dia rava ny fanambadian' izy roa
4  Tsy misy na inona na inona mijanona, fongana, foana: Rava ny fikasanay
5  Mihahaka, miparitaka: Rava ny tafika ~ Efa rava ny kilalao vao tonga ianao [1.1]
Explanations in English  6  ruined, destroyed [1.7]
Explanations in French  7  démoli, détruit [1.8]
Examples  8  Tsy ela dia rava ny trano; [2.470]
9  Teo no rava ny tafiky Ramanantsoa, teo izy tenany no azo sambo-belona. [2.472]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
Derivatives 
13  Active verbs :
14  Passive verbs :
15  Relative verbs :
16  Names :
17  Adjectives :
Analogs  18  simba, rota, levona, fongana, miongana, mirodana, ambony ambany, tsy misy vato mifanongoa
Compound words 
Titles 

Anagrams  23  rava, vara

Updated on 2023/08/12