Entry | 1 raozy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Karazam-boninkazo mahafinaritra mihorona boribory ny felany ary misy fotsy, mena, mavokely, ny lokony, fa ny tahony no misy tsilotsilony [1.1] |
Explanations in English |
4 the rose flower [1.2] 5 a rose [1.7] |
Explanations in French |
6 rose [1.8] 7 (du français : rose). Nom du rosier : Rosa sp. hydride (Rosaceae). Pour la fleur on dit plutôt : vonin-draozy. Cultivé dans de nombreux jardins de la région centrale. [Merina] [1.196] 8 [Betsileo] |
Examples |
9 Ny hoavy voafafy raozy sy voninkazo manitra no toa diaviny [2.470] |
Vocabulary |
10 Botany: flower |
Phytonyms |
|
Titles |
|
Scientific name |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word raozy |
Anagrams | 15 azory, raozy |
Updated on 2020/07/31 |