Entry | 1 ranovoahasina |
Elementary words | 2 rano, voahasina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 (teny fampiasa amin' ny fivavahana katolika) Rano nohamasinin' ny Pretra ka anaovana famantaran' ny hazofijaliana amin' ny tena raha vao miditra ao an-trano fiangonana ary ampiasaina amin' ny fitsofandrano olona na zavatra isankarazany [1.1] |
Vocabulary |
5 Religions, Beliefs |
Updated on 2023/06/20 |