|
|
|
|

Entry1  ranoray
Elementary words  2  rano, iray
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Enti-milaza loko maro mitambatra ka manjary tokana lehibe, bambaray: Irony loko samy hafa atentin' ny habakabaka / milahatra mirindrarindra, milanto mifanapatapaka / kanjo nony kelikely mihanaka ho ranoray. (Haeckel A.)
Mitovy tantana: Tondraka ny rano manodidina ny tanàna, ka tsy nisy havoana sy lemaka intsony, fa ranoray no fitazana azy
5  [1.13] tokam-pangaro
Explanations in English  6  [1.2#500][rano ray] Covered, diffused, overflown, overspread, uniform, universal.
Explanations in French  7  [1.3#510][rano-ray] grande surface couverte d’eau; de même niveau, de même hauteur; universel, couvert tout entier, comme d’une seule plaie, d'une sueur générale
8  [1.13] homogène
Examples  9  [2.445#] Mirebareba akanjo mainty ranoray aho rehefa tena miasa.
10  [2.576#] Tamin' izany, nisy fihetseham-baovao Nanova ny tontolo tony ranoray;
11  [2.472] Difotra ny tanimbary rehetra, ny zehitra amoron' Alaotra lasa ohatra ny farihy ranoray daholo.
Other spellings  12  ranoiray, ranoiray

Anagrams  13  arorany, ranoray, rarinao, roranay

Updated on 2025/01/21