|
|
|
|

Entry1  rano maria
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ny rano ao anaty ony na renirano izay tsy mijanona fa mandeha mikoriana foana. Rano mandeha mafy, mifanohitra amin' ny rano mihandron' ny farihy
4  [1.13][ranomaria] rano mafy
Explanations in English  5  [1.2] Water flowing swiftly
Explanations in French  6  [1.13][ranomaria] rapide
Examples  7  [2.436#] Aorianan' ny fandevenana Hateloana na hefarana aorian' ny fandevenana, dia mivoaka hisasa eny amin' ny ranomaria ny mana-manjo, ary amin' io no nandroan' ny Ntaolo mandra-pahafa-tsaonany.
Elementary words  8  rano, maria
Synonyms  9  rano mandeha

Anagrams  10  Mariarano, rano maria

Updated on 2025/01/21