|
|
|
|

Entry (1/2)1  ranomandry
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Rano mivongana noho ny hatsiaka sahala amin' ny havandra
Fomban-domano misosa
Hazakaza-madinika ataon' ny mpilanja misosa sy misononoka ka tsy mitontona akory ilay olona lanjaina
Explanations in English  4  [1.2][rano mandry] A thin film found on water
[rano mandry] a word used for ice
[rano mandry] a mode of carrying palanquin.
5  [1.7] ice
Explanations in French  6  [1.8] glace
Examples  7  [1.406#] ny tenatenany ohatra ny ranomandry;
8  [2.470] Notsaroany manevitevika ny tehezany ary toa ranomandry, hono, no fihininy sy mahataravelona ny endriny.
Elementary words  9  rano, mandry
Compound words 

Entry (2/2)12  Ranomandry
Part of speech  13  name (toponym) [Full list]
Vocabulary  14  Geography: towns
Elementary words  15  rano, mandry

Anagrams  16  marin-drano, Ranomandry, ranomandry

Updated on 2025/04/14