|
|
|
|

Entry (1/2)1  ranomainty
Elementary words  2  rano, mainty
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Rano fanoratana amin' ny taratasy, izay misy lokony samihafa ka ny mainty dia atao fotsiny hoe ranomainty, fa ny hafa kosa dia ampiana ny anaran-dokony avy; ranomainty manga, ranomainty mena [1.1]
Explanations in English  5  Ink, black ink, blacking. [1.2]
6  ink [1.7]
Explanations in French  7  encre [1.8]
Examples  8  Dia nandray ny ranomainty sy ny penina izy, ka niantomboka hanoratra. [2.324]
Compound words 

Entry (2/2)10  Ranomainty
Root  11  rano
Elementary words  12  rano, mainty
Part of speech  13  name (toponym)
Examples  14  Ary dia niainga ny andriana nony vita ny lokan' ady, nipaka any ranomainty sy Maharivo ny vahoaka. [2.48]
Vocabulary  15  Geography: towns
Tables and plates  16  Full list

Anagrams  17  Ranomainty, ranomainty, Ranomainty, ranomainty

Updated on 2023/01/01