Entry (1/2) | 1 rangomaina |
Elementary words | 2 rango, maina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Taolana fisapisaka telo zoro mamarana ny soroka any an-damosina [1.1] 5 taolam-pisaka mampihaona ny sandry amin'ny vatana [1.13] |
Explanations in English |
6 The blade-bone, the scapula [1.2] |
Explanations in French |
7 omoplate [1.13] |
Examples |
8 Ny taolam-pisaka lehibe ao an-damosin' ny soroka no rangomaina, ary rehefa mahia ny olona dia miharihary ery izy io. [2.643#] |
Vocabulary |
9 Biology |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 11 rangomaina |
Elementary words | 12 rango, maina |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in English |
14 the hair plaited without being oiled or greased [1.2] |
Vocabulary |
15 Hairstyles |
Anagrams | 16 amingorana, rangomaina |
Updated on 2023/08/12 |