Entry | 1 Ranandria |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Teny fanajana iantsoana ny olona izay itenenana, toy ny "Andriamatoa, Ramatoa": Mba omeo rano aho, Ranandria [Sakalava]
[1.1] 4 tompokolahy [Tanosy] [1.78] |
Explanations in English |
5 A word for raondriana [Provincial]
[1.2] |
Vocabulary |
6 Forms of Address |
Anagrams | 7 andrirana, Ranandria, randriana |
Updated on 2020/07/31 |