|
|
|
|

Entry1  rambaramba
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazan-kalesy tsy misy kodiarana fa taritina fotsiny amin' izao ary ampiasaina hitondrana vatom-pasana; indraindray koa anefa ny rambaramba dia hazo boribory fotsiny atao tsikalana amin' ny zava-mavesatra tsy zaka bataina fa taritina ka mikodiadia ireo hazo ireo rehefa taritina na atosika
Explanations in English  4  [1.2] the rough wooden carriage used in dragging stones.
Vocabulary  5  Transportation

Updated on 2024/12/07