|
|
|
|

Entry1  ra mandriaka
Elementary words  2  ra, mandriaka
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza fahafatesan' olona izaitratra noho ny ady: Nisy ra nandriaka, tamin' ny ady lehibe farany tao
Examples  5  [2.472] " Raha mandà ny fangatahany tany ianareo, hiverina indray ireny ra mandriaka tamin' ny tabataba ireny".

Updated on 2024/12/07