|
|
|
|

Entry1  rahoviana
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Entina manontany fotoana mbola ho avy: Rahoviana no ho tonga ny zokinao
Tsy... na na oviana na oviana: Rahoviana Rakotono mba hampisambo-bola olona
Explanations in English  4  [1.7] when ? (of future time)
Explanations in French  5  [1.3] quand? à quelle époque? (se dit de l'avenir)
6  [1.8, 1.5] quand? (temps futur)
Examples  7  [2.471] rahoviana no hatao ny fampakarana?
8  [2.472] Ary rahoviana, hono, no ho vita izy ity?
Root  9  oviana
Analogs  10  fahoviana, oviana, naoviananaoviana

Anagrams  11  haravonay, harovanay, havarinao, hiarovana, hiravanao, hivoarana, horavanay, ivahorana, ivorahana, rahoviana, vahoranay, voaharina, voahirana, voarihana

Updated on 2025/01/21