|
|
|
|

Entry (1/2)1  rahonana
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tenenina mafy, fa nisy ratsy nataony; levilevena: Nandrairay zavatr' olona Ikoto ka norahonan-drainy mafy
Explanations in English  4  [1.2] to be threatened
Explanations in French  5  [1.3#499] Qu’on menace
Examples  6  [2.587#] Tsy terena tsy vozonina izy no nilaza, ary tsy rahonana.
7  [2.298#] rahonana amin'izay izy, dia mibaboka sy manaiky lembenana.
Root  8  rahona
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Entry (2/2)13  rahonana
Part of speech  14  passive verb
Explanations in English  15  [1.2] to be overlaid with gold, silver, etc.
Root  16  rahona

Anagrams  17  anarohan, anoharan, anorahan, hanarano, hanarona, hanoaran, hanorana, naharona, nahorana, nanaroha, nanohara, nanoraha, narahona, rahonana

Updated on 2025/01/21