|
|
|
|

Entry1  rahavavy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Vehivavy iray reny sy iray ray amin' ny vehivavy hafa: Tia ny rahavaviny Rasoa. Ny vehivavy iray ray na iray reny fotsiny amin' ny vehivavy hafa koa dia atao hoe rahavavy, toy izany koa ny vehivavy manambady olona mirahalahy amin' ny vadin' ny tena dia antsoina koa hoe rahavavy. [1.1]
Explanations in English  4  A sister of a woman; lit. when feminine. Comp. anabavy. [1.2]
5  A woman has rahavavy and an anadahy [1.26#13]
6  The sister of a woman; cf. anabavy [1.7]
Explanations in French  7  Soeur d'une soeur [1.54]
8  La soeur d'une femme; cf. anabavy [1.8]
Examples  9  Ary nony maty ny rahavavy ny, Ravololondreninitrimo, dia nalevina ao Ambohimiakoja. [2.48]
Vocabulary  10  Relationships: family
Derivatives 
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Compound words 
Toponyms 

Updated on 2021/12/13