Entry | raha tahiny ka | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Toy ny raha tsotra ihany, saingy manantitrantitra kokoa ny fisian' ilay fepetra: Raha tahiny ka mihira ianao, dia homeko vola [1.1] | ||||||
Examples |
| ||||||
Other spellings | raha tany [1.1#807] | ||||||
Updated on 2021/10/04 |