Entry | 1 rafotsy |
Elementary words | 2 ra-, fotsy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Teny iantsoana ny vehivavy efa zokinjokiny, efa fotsy na manomboka ho fotsy ny volony, ka ampiasaina hoenti-milaza azy, na raha miteny aminy: Vao nahazo vola Rafotsy, dia lasa ~ Aoka re, Rafotsy, hoy ireo tanora mpananihany, fa efa tofoky ny anatrao izahay [1.1] |
Explanations in English |
5 an appellation of respect in addressing a woman. [1.2] 6 an elderly woman (with white hair) [1.7] |
Explanations in French |
7 vieille femme (aux cheveux blancs) [1.8] |
Examples |
8 Nanatona azy mianaka toa olon-kafa rafotsy Rasoa ka niteny tamim-peo fenofeno hoe: [2.470] |
Vocabulary |
9 Forms of Address |
Anagrams | 10 rafotsy, ratsy fo |
Updated on 2023/11/27 |