|
|
|
|

Entry (1/2)1  radio
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [frantsay radio, izay fanafohezana ny hoe radiodiffusion] fandefasana onja tsy hita maso atao hoe onja "hertzienne", izay azo avadika ho feo ka entina hilazana vaovao, na tantara na lahateny: Tsy nihaino radio aho aninaraina [1.1]
4  fitaovana fandraisana na fandefasam-peo [1.13]
Explanations in French  5  radio [1.13]

Entry (2/2)6  radio
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  [frantsay radio, izay fanafohezana ny hoe radiographie] fitarafana zavatra tsy tantera-pahazavana, toy ny nofo, taolana, ka ahazoana mitsabo faritra marary any anaty: Efa natao radio ny tongony tapaka [1.1]

Anagrams  9  doria, odira, radio, riado

Updated on 2020/07/31