Entry | 1 poizina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavatra mety hahafaty raha tafiditra ao anatin' ny tena amin' ny alalan' ny fihinanana, fisotroana, sns [1.1] 4 zaka simika manimba ny taova [1.13] |
Explanations in English |
5 poison [1.7] |
Explanations in French |
6 poison [1.8, 1.13] 7 (de l'anglais : poison). Nom donné à tout ce qui est toxique, susceptible d'empoisonner. Plus spécialement les fruits de Cerbera venenifera (Poir.) Steud. (Apocynaceae), longtemps employés comme poison ordalique. [1.196] |
Examples |
8 Dia nandeha ilay dokotera, ka nentiny ilay antsy voaisy poizina. [2.293] 9 Hamamiana misy poizina matetika ka tsy maintsy hitandreman-tena fatratra. [2.470] |
Vocabulary |
10 Health |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Updated on 2020/07/31 |