Entry | poezia | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [fr. poésie] Tononkalo: Nahafinaritra izay poezia nataon' Isambilo tamin' ny fetin' ny reny izay Toetran' ny zavatra mampisondrotra fanahy na mampamelovelo ny fo sy ny saina: Tsy misy tsy manembonembona eo anoloan' ny poezian' ny takariva mahatsara vahiny [1.1] | |
Origin | French: poésie. | |
Updated on 2020/07/31 |