|
|
|
|

Entry1  poa toy izay
Elementary words  2  poa, toy, izay
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1#800][poatoizay] miaraka amin' izay, miaraka amin' ny vava
Explanations in English  5  [1.7#422] in an instant
Explanations in French  6  [1.3#488][poa toa izay] le temps de dire Poa ou de cracher, en un instant
7  [2.415#6651] en un instant, le temps de faire le bruit de cracher
8  [1.8] immédiatement
Examples  9  [2.117#28] poa toy izay dia feno riaka ny lalana
10  [2.472] poatoizay dia vaky ny varavaram-ponja
11  [2.442#50] poatoizay, lasa nanidina ny vorona sasany
12  [2.357#35] poa toa izay foana, dia vita toy ny taloha ny volony
13  [2.445#20] poa toa izay dia nitombo ny isan' ny trano teto an-tanàna
14  [2.332#80] poa toy izay koa dia maty - poa toy izay koa no anoloana ny simba
15  [2.470] poa toy izay ery izy manao ireny, ny ankizy moa asainy manampy azy rahateo.
16  [2.928] Nitsimontsimona Lefahitra, nandray ny vola dia nanainga / Niriotra poatoizay izy dia efa tafahoatra bainga
17  [2.285#297] Rehefa izany dia noredonin' ny mpitsoka sodina haingana ny "Afindrafindrao" ka poa toy izay ny famonjena laharana
Other spellings  18  poatoaizay, poatoizay

Updated on 2024/12/12