Entry | 1 plevra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fonon' ny havokavoka, izay roa sosona ka ny sosona anatiny miraikitra amin' ny havokavoka ary ny ivelany amin' ny haran-tratra; eo anelanelan' izy roa, misy rano izay manarona ny hetsiky ny fiaina 4 [1.13] fonon'ny havokavoka |
Explanations in French |
5 [1.13] plèvre |
Vocabulary |
6 Biology |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |